Fahazazana
Lohateny
Fahazazana
Nampiditra raluc
Tamin'ny 14/10/2005 12:48
Vangy : 719
ity zany ny tondropeogitara
le hiran' ny mahaleo oe "veloma ry fahazazana"
(raha ny fahaizako anazy aloha e, ra misy diso de mba lazaio any a, lol)
do sol la(min) mi(min)
Veloma, veloma ry fahazazana
fa sol
Veloma, veloma rehefa tsy tamana.
do sol la(min) mi(min)
Veloma f'izaho tsy afaka hitana
fa sol do
Veloma, veloma ndeha ka faingana
re(min) sol
Avelao aho hamoy fo mangina
re(min) sol
Eto akaikinao, akaikinao ry tiana
mi(min) la(min)
Torimaso, sakafo sy lalao
fa sol
No niarahako taminao.
do sol la(min) mi(min)
Arahaba e ry fahatanorana
fa sol
Arahaba e ry fahalalana
do sol la(min) mi(min)
Arahaba e ry fahadalana
fa sol do
Tsy ary voatanisa sarotra isaina
re(min) sol
Nigoka, nifoka ary koa nijangajanga
re(min) sol
Ny ota rehetra indro nitranga
mi(min) la(min)
Kilalao hafa kely no natao
fa sol
Niova tantely isan'andro izao.
do sol la(min) mi(min)
Dia veloma e, ry fahazazana
fa sol
Veloma (2) rehefa tsy tamana.
do sol la(min) mi(min)
Veloma f'izaho tsy afaka hitana
fa sol do
Veloma(2) ndeha ka fainganana
re(min) sol
Nananontanona ary ny fahanterana
re(min) sol
Miandry any am-pasana ilay toerana
mi(min) la(min)
Mitomany indray ny fahazazana
fa sol
Ny fahafatesana nefa tsy azo ialana.
do sol la(min) mi(min)
Dia veloma e, ry fahazazana
fa sol
Veloma (2) rehefa tsy tamana.
do sol la(min) mi(min)
Veloma f'izaho tsy afaka hitana
fa sol do
Veloma(2) ndeha ka fainganana
napetrak'i lou.rana ny 14 oktobra 2005
lou.rana@laposte.net