Adala tokoa (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tohina ny foko
Raha vao nahita anao
Niaraka yhumnf amin'iny olona iny
Nalaina ny hifandao
Mba falifaly ery aho
Nanantena ny hahita andry
Fa indrisy

Naleoko ihany
Nampitony ny foko
Efa fantatro jyqonu ihany koa
Fa tsy ho tia ahy ianao
Ka nisalasala aho
Ny hanantona anao

Ref: Ho avy any aho na tsy hahita akory anao
Efa fantatro na tsy hilaza amiko
F' izaho no adala,adala tokoa

Niezaka ihany aho
Ny hiaona aminao
Saingy efa tsapako
Ilay fitiavanao azy
Ka hionona aho
Tsy anjarako ianao

Ref:.......................

Bridge: Tsy manantsafidy aho
qwegkr              Fa mampalahelo
              tononkira.serasera.org Tsy hiteny firy akory
              Raha vao mahita anao yeah!
Ref:..................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MAGMA
Visites : 617
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivonjatosoa
Date : 17/05/2025 19:23
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134