PARADISA VE SA AFO-BE (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa tsy fantatrao va ooooo
Moa tsy tsapanao va eeeeeeh
Misy safidy miandry anao aaaan
Rehefa tonga eo amin'ilay sampanana

Refrain (1)
Fahafatesana no lalana
Izay tsy maintsy andalovanao
Ao miseo ireo safidinao
Paradisa ve sa afo-be

2) Ry zatovo be lalao oooo
Moa tsy tsapanao va eeee
Tsy maintsy ho tsaraina hianao
Rehefa tonga eo amin'ilay ora farany

3) Moa tsy fantatrao va ooooo
Raha Kristiana hianao eeeee
Misy toerana efa miandry anao
Rehefa tonga amin'ilay andro farany

Refrein (2)

Fahafatesana no lalana
Izay tsy maintsy andalovana
Fa Jesosy Tompo efa miandry anao
Ho any am-paradisa hianao




LES JUVES
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPOLD JUVENOT
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : LES JUVES
Visites : 477
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hirajuves
Date : 11/03/2021 18:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004