PARADISA VE SA AFO-BE (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa tsy fantatrao va ooooo
     Moa larvb tsy tsapanao va eeeeeeh
     Misy safidy gfwyzv miandry anao aaaan
     Rehefa tonga eo amin'ilay sampanana

Refrain (1)
                   Fahafatesana no lalana
               dqhta      Izay tsy maintsy andalovanao
                    Ao miseo ireo safidinao
                    Paradisa ve sa afo-be

2) Ry zatovo be lalao oooo
     Moa tsy tsapanao va eeee
    Tsy tononkira.serasera.org maintsy ho tsaraina hianao
    Rehefa tonga eo amin'ilay ora farany

3) Moa tsy fantatrao va ooooo
   Raha Kristiana hianao eeeee
   Misy toerana efa miandry anao
   Rehefa tonga amin'ilay andro farany

Refrein (2)

Fahafatesana no lalana
Izay tsy maintsy andalovana
Fa Jesosy Tompo efa miandry anao
Ho any am-paradisa hianao




LES JUVES
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPOLD JUVENOT

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037