Tsy Hampifila (LEMARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho te hana-namana
Dia nandeha nitady andry
Efa nanantena ny hanana
Toky aho ny ahita andry

Kanjo anefa niova ny lalanao
Diso paika ihany aho satria
Hay ianao koa tsy nahalala
Fa niodina niankavia

Izaho hamonjy anao any
Nefa ianao ndray ity
Toa lasa ary
Tsy nety hifankahita
F’ianao any dia izaho aty

Tsy hampifila eh ôô !!!

Izaho te hana namana
Dia nandeha nitady andry
Efa nanantena ny hanana
Toky aho ny ahita andry

Kanjo anefa niova ny lalanao
Diso paika ihany aho satria
Hay ianao koa tsy nahalala
Fa niodina niankavia

Izaho hamonjy anao any
Nefa ianao ndray ity
Toa lasa ary
Tsy nety hifankahita
F’ianao any dia izaho aty

Tsy hampifila eh ôô !!!

Nivadika ny tantara
Ohatran’ny toa nisy magie
Izany angamba no efa anjara
Fa tafahaona ny manina sy ny tia
Dia niakatra ny hafanana ô !
C’est vraiment bon la vie
Tanteraka ny fikasana eh !
Fa iaraka ho doria

Izaho hamonjy anao any
Nefa ianao koa kay andeha ho aty
Toa nety teo ho azy
Fa nifanojo ny samy tia

Tsy hampifila eh ôô
Izaho tsy hampifilafila, satria izaho no mila eh
Tsy hampifila eh ôô
Izaho no mitady, tsy ho avelako sanatria

Nidobodoboka ny fo
Samy faly isiaka roa
Ianao no nofihiniko
Dia nataoko hoe I love You

Tsy hampifila eh ôô (x2)

Tsy hampifila eh ôô !!

Tsy hampifila eh ôô !!!
Isika samy haka fihy
Te hiombona fitia

Tsy ampifila eh ôô !!
Isika roa hiara dia
Hiaraka hiriariha

Tsy hampifila eh ôô !!!
Isika samy haka fihy
Te hiombona fitia

Tsy ampifila eh ôô !!
Isika roa hiara dia
Hiaraka hiriariha
Naoneaea eh
Naoneaea ah
Naoneaea eh
Tsy hampifila eh ôô !!!!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : LEMARA
Visites : 10
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lemara
Date : 10/03/2026 15:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393