N'zomako (LEMARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arivariva ny andro
Madiva hilentik’iny masoandro iny
Izany misy feo midobodoboka mozika
Manakoako any
Ny kôfa sy ny akama
Efa m-phone isan-dera, isa-minitra
Efa sasa miandry
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma efa nandrasantsika
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma hifety indray isika
Dia nihomana aho vetivety
Nanao izay mba metimety
Satria hoe hamonjy fety
Avy any 67
Handeha ho any Ampefitety
Hirevy eo @ Superette
Teo dia faly fa tafiaraka
Samy naka vera, tonga dia nandraraka
Nifampijery, nifandona dia napiakatra
Oala oala oala oala oala oala Santééééé
tononkira.serasera.org Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma efa nandrasantsika
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma hifety indray isika
Hanaovy bex @ cageot
Ilay vera hataovy maromaro o !
Dia hasivo kalokalo o !
F’izay niany hisôma rô
Hasivo bex @ cageot
Ilay topzyeu vera hataovy maromaro o !
Dai hasivo kalokalo o !
Rehefa Zoma zonay ny mamomamo o !
Tsy hoe sanatria hoe Vendredi Jolie
Dia hanararaotra ndeha hanao ny folie
Fa tsy izay rehetra tonga avy eo lanina daholo io
Hoento milamina ilay revy dia misesy io
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma efa nandrasantsika
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny tcesb Zoma hifety indray isika

Hoento cdsabpn milamina ilay revy dia misesy io

--------
Rohy: