Malala (LEMARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo pdieiff adiady izay fanao ka nampifamaly antsika
Ho lasa hery vaovao ka hampitambatra antsika
Ireo teniteny naharary izay nandratra ny fo
Ho adinoiko any ireny, ho fafako avokoa
Tsy hitana alaheholo, tsy hitana hambo-po
Satria ianao irery no tiako, ianao no efa nofidiako
Ka aleo re ny lasa no homba ny lasa, fa ny hoavy no mbanjino
Dia hifampitantana isika, hiara ihira ilay mozika
(Refx2) Malala malala oh oh
Izaho tia anao tononkira.serasera.org hatramin’izay ka hatramin’izao
eamjsrv Malala malala oh oh
Ho hajaiko foana ianao, homeko fitia vaovao
Ny fiainan-tsika roa ho feno hafanana
Ho lafatra, ho feno jiro sy hazavana
Ho fo falifaly sy ho feno tsikitsiky
Fenoina kalokalo hira sy mozika
Ireo teny mamy, tambitamby ary safosafo
Homeko mora ho anao ireny fa tsy ho vidiana lafo
Ireo bisous bisou, minou minou fanaon-tsika roa
Ho tohizan-tsika foana ireny, ho hampitoboina avo roa heny

Ka aleo re ny lasa homba ny lasa, fa ny hoavy no mbanjino

Izaho tia anao hatramin’izay ka hatramin’izao
Malala malala oh oh

(Ref) Malala malala oh oh

bmywfklu Malala malala ahhhhhhh

--------
Rohy: