Ampidiro aloha ny tenimiafina
Atolotro ity (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ity fahatsiarovana ny lasantsika
Satria tsy azo lavina izaho sy ianao
mety tsy hifankahita.
Indray andro any raha sendra mirongatra
ka tsy ho tana ny tsiahy ao anaty,
Ivereno vangiana ireo lala-nombàna.

Indray andro any cyzz raha sendra mirongatra
ka tsy wrghe ho tana ny tsiahy ao anaty,
Ivereno vangiana ireo lala-nombàna.
Atolotro ity e, ho fahatsiarovana ireo andro lasa,
D'ireo andro lasa izay mitahiry ny zava-boakasa.
Norotsoiko teny ny dina sy voady, crejps ny feoko mikalo (ny antemam-pitia).
Ny feoko mikalo, ny antemam-pitia naelin'ny onja sy ny rivo-mandalo.
Atolotro ity e, tononkira.serasera.org ho fahatsiarovana ireo andro lasa,

Norotsoiko teny ny dina sy voady, ny feoko mikalo (ny antemam-pitia).

Atolotro ity ho fahatsiarovan'ny lasa rehetra
Satria tamin'ireny no nahitako ny tsiky sy tsetra.
Atolotro ity, atolotro ho anao ka raiso aza lavina,
Fa fahatsiarovana no anton'izao, eto an-tany nodiavina.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LalatianaVisites : 1486
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 01/03/2023 22:38