Ampidiro aloha ny tenimiafina
Alina (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina indray… Alina mangatsiaka tononkira.serasera.org ny aty hatrizay.
Fa adino izany
Rehefa tamy ny nofy soa.
Alina indray… Mitamberina an-tsaina ny niainana teo :
Ny zava-bita, ny rehetra hita, ny feo
Io alina io, no hampandry ny fo
Ny hasasàrana hrgd ho adino
Satria efa mino fa rehefa hifoha,
Ho ehqb hery vao, aina soa no azonao
Ka na kivy ny saina, tsy andry ery ny maraina,
Maraina vaovao…
Dia lasa indray…
Toy ny omaly ny androany fa feno ny loha… 2
Lasa vinany, rahoviana ihany vao ho alina…
F’io alina io, no hampandry ny fo
Ny hasasàrana ho adino
Satria efa mino fa rehefa hifoha,
Ho hery vao, aina soa no xvpjjvmx azonao
Ka na kivy ny saina, tsy andry ery ny maraina,
Maraina … vaovao…
No irina, mba hanaovana izay tiana,
Mba hitondra hafaliana…
Hiandry ny alina
Alina…alina izao ny andro
Mody indray ny masoandro…
Alina… alina…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LalatianaVisites : 20171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/09/2002 11:17