JESO FITIA (Ktzat)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko o tarihonao aho,
Tsy ho very na ro reraka
Tantano re ity mpanomponao
Na inona hisakana

Fa Ianao ilay rfpnfxrq namorona,
Ary nisolo voina ahy
Raha eo anilanao miorina,
Tsy misy zava-mampanahy

REF :
Ry Jeso Fitia, nitantana ny dia
Vonona aho ny hanaraka Anao

Izaho tononkira.serasera.org ilay tsy mba nanaraka
Ny didy sy cwmtn ny sitrakao
Ankehitriny aho, resy lahatra
Satria odhqc mbola hiantrànao

REF : Ry Jeso Fitia...

IANAO ILAY VARIANA SY NANIA
FOTOANA IFONANAO ANIO
MIBITSIKA AMINAO 'LAY TOMPO TIA
JESO FITIAVANA... ITAFIO.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktzat
Visites : 905
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toukrth
Date : 10/09/2023 14:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324