Aia aby (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AIA ABY IANAREO, AIA ABY IANAREO
AIA ABY IANAREO RAHONA
AIA ABY IANAREO,
AIA ABY ANAREO, JESOSY RO MIKAIKY
ANAREO.

AIA E ! AIA ABY IANAREO RAHONA
AIA E ! AIA ABY AVIA MANANTONA
FA JESOSY MANAFATRA ANAO E,
MBA HENOY RE NY TENINY IZAO E,
AIA E ! AIA ABY IANAREO RAHONA,
FA JESOSY MANAFATRA ANAO E,
MBA VALIO RE NY ANTSONY IZAO E,
AIA E ! AIA ABY AVIA MANANTONA.

TENA TIANY, TENA TIANY IANAO SY TSA FOINY,
MBOLA ZAZA DIA EFA HITANY SY NOHENOINY
AMIN’IZAO TIANY HO RAISINY IANAO
HOVONJENY, MIANDRASA KA SOLOINA IANAO
DIA NOMENY.

AIA E ! AIA ABY IANAREO RAHONA
AIA E ! AIA ABY AVIA MANANTONA
FA JESOSY MANAFATRA ANAO E,
MBA HENOY RE NY TENINY IZAO E,
AIA E ! AIA ABY IANAREO RAHONA,
FA JESOSY MANAFATRA ANAO E,
MBA VALIO RE NY ANTSONY IZAO E,
AIA E ! AIA ABY AVIA MANANTONA.

VONONA IZY NY HAMELA ARY KOA HANADIO,
MANANTONA HO SASANY NY OTANAO IO,
MBA HO RAVA NY EFITRA MAMPISARATRA
AMINY, KA ANDRAISANY ANAO HO TENA
ZANANY.

AIA E ! AIA ABY IANAREO RAHONA
AIA E ! AIA ABY AVIA MANANTONA
FA JESOSY MANAFATRA ANAO E,
MBA HENOY RE NY TENINY IZAO E,
AIA E ! AIA ABY IANAREO RAHONA,
FA JESOSY MANAFATRA ANAO E,
MBA VALIO RE NY ANTSONY IZAO E,
AIA E ! AIA ABY AVIA MANANTONA.

©ILAYNANTENAINY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KTLM Firaisankina Antsirabe
Visites : 305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ilay7nantenainy
Date : 07/03/2023 08:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744