MIARA-PALY (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao ry Ray ny olonao
Noho Ianao namboatra Paradisa
Fa faniriako tokoa ny hahita izany
Amin'ilay andro iray izay ahatongavanao
Misaotra Anao ry Ray ny olonao
Noho Ianao namboatra Paradisa
Fa faniriako tokoa ny hahita izany
Amin'ilay andro iray izay ahatongavanao
Antenaiko ry Tompo f'ireo mpanomponao
Dia maniry ny ho ao Aminao
Endrey izany hatsaran'ny Lapanao
Sy ny fiainana ao ry Jesôsy ô
Iriko dia iriko, ny ho eo anilanao,
ou ou ou ou
Sambatra lbfl ufvna ery sy tretrika tokoa
tononkira.serasera.org Ny hiara-paly amin'Andriamanitra
Antenaiko ry Tompo f'ireo mpanomponao
Dia maniry ny ho ao Aminao
Endrey izany hatsaran'ny Lapanao
Sy ny fiainana ao ry Jesôsy ô
Iriko dia iriko, ny ho eo anilanao,
ou ou ou ou
Sambatra ery sy tretrika tokoa
Ny hiara-paly amin'Andriamanitra
T&F : R . Bertrand FARAFANGANA
boqgpvk
Noho Ianao namboatra Paradisa
Fa faniriako tokoa ny hahita izany
Amin'ilay andro iray izay ahatongavanao
Misaotra Anao ry Ray ny olonao
Noho Ianao namboatra Paradisa
Fa faniriako tokoa ny hahita izany
Amin'ilay andro iray izay ahatongavanao
Antenaiko ry Tompo f'ireo mpanomponao
Dia maniry ny ho ao Aminao
Endrey izany hatsaran'ny Lapanao
Sy ny fiainana ao ry Jesôsy ô
Iriko dia iriko, ny ho eo anilanao,
ou ou ou ou
Sambatra lbfl ufvna ery sy tretrika tokoa
tononkira.serasera.org Ny hiara-paly amin'Andriamanitra
Antenaiko ry Tompo f'ireo mpanomponao
Dia maniry ny ho ao Aminao
Endrey izany hatsaran'ny Lapanao
Sy ny fiainana ao ry Jesôsy ô
Iriko dia iriko, ny ho eo anilanao,
ou ou ou ou
Sambatra ery sy tretrika tokoa
Ny hiara-paly amin'Andriamanitra
T&F : R . Bertrand FARAFANGANA
boqgpvk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KEROBIMA ANKATSOVangy : 1385
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo ANDRIANAIVO
Daty : 23/05/2019 08:57
