Izao no fotoana (JW broadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao andro izao ve itanao
Fa efa miharatsy foana
Tena mila mailo isika tononkira.serasera.org izao
Kely sisa ny fotoana
Hararaoty izao mba hitoriana
Izay mihaino ampianaro
Fa ny anaran'i Jehovah
Mila fantatry jksw ny maro

Ref: izao no fotoana
Tsy maintsy hitoriana
Isika tsy ho kivy ary nikqm tsy hangiana
Izao no fotoana fa tsy any aoriana
Izao no andro farany iadiana

Zao fotoana iainantsika izao
Dia mandalo rgdjfx indray mande
Itorio ireo akaiky anao
Sy izay mbola tsy nandre
Ho tsaroanao tsara indray andro any
Ka tsy anenenanao
Ny nanompo ani Jehovah
Sy nanao zay azo atao

Ref:

Mahereza fa tsy irery isika
Ndao anao zay azo atao
Fa sampanana iray sisa
Dia tontolo vaovao

Ref:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0798