Izao no fotoana (JW broadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao andro izao ve itanao
Fa efa miharatsy foana
Tena mila mailo isika izao
Kely sisa ny fotoana
Hararaoty izao mba hitoriana
Izay mfes mihaino ampianaro
Fa ny anaran'i Jehovah
Mila fantatry ny maro

Ref: izao no fotoana
Tsy maintsy hitoriana
Isika tsy ho kivy ary tsy hangiana
Izao no fotoana fa tsy any aoriana
Izao no tononkira.serasera.org andro farany iadiana

Zao fotoana azuotwi iainantsika izao
Dia mandalo indray mande
Itorio ireo akaiky anao
Sy izay mbola tsy nandre
Ho tsaroanao tsara indray andro any
Ka tsy anenenanao
Ny nanompo ani Jehovah
Sy nanao zay azo atao

Ref:

Mahereza fa tsy irery isika
Ndao oqvjrz anao zay azo atao
Fa sampanana iray sisa
Dia tontolo vaovao

Ref:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296