Ataovy Marere (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A gauche *4A droite *4
En avant *4
Arrière *4
Tipatipao satana
Ameo kofy mafanafana
Hitsakitsao marere
Karakory koia
Mbola mahasaky
Non
Dégager hors de ma vue
Ref : Zay lay kilalaky Jesosy
Ataovy marere kabosy
Ndre rombotr’eo devoly
Tsy hahoan-tsika akory
A gauche *4
A droite *4
Sika iaby *4
Misotysoty *4
Kendakendao liosifera
Sambory avy hatrany izy
Fa aza avela
La vengeance sera terrible
Akory koia
Mbola hanagno
Non
Aller va t’en
A gauche *4
A droite *4
Ambanimbany *4
Anabo *8
Ataovy marere fiderana
Fa afaka ianao zao ty ry akama
Direction tany kanana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph'sonVisites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Josephson85
Date : 05/04/2026 10:57
