AZA MANAHY (Jon Mos)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny sainao
Mahatsiaro ireo vita hatrizay
Tomany ianao eh ie ee
Toy ny resin'ny fiainana
Raha ny omalinao, adinoy izany
Ka esory ao an-doha
Mbola ho avy ny anjaranao
Ka manantenà ianao  

Refrain:
Ny ho avinao ihany andrandraina
Omano ny fonao hahay hanantena
N'aiza n'aiza alehanao
Efa miandry izay ho anjaranao

Eny ekeko aloha fa sarotra ho anao ny psrudcah hoe
Hanadino tsotrizao
Ny hany azo atao eh ye ee tctsylo
Ny manorina fiainam-baovao
Fa fitia anie hasambarana
Katsahina izao tononkira.serasera.org rehetra izao
Nefa ny anareo tsy ho lahatra
Ka adinoy hatreo

Ny ho avinao ihany andrandraina
Omano ny fonao hahay hanantena
N'aiza sjtekyer n'aiza alehanao
Efa miandry izay ho anjaranao

© 2019

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jon Mos
Visites : 1546
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : inarose07
Date : 26/09/2020 09:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0129