You are here: home > Tononkira > Jon Mos

Valim-pitia (Jon Mos)

https://tononkira.serasera.org/hira/jon-mos/valim-pitia

Niafiny ireny,nozarainy ho anao, tsy sahy niteny hoe: mila anao ny foko ooo yeah yeah!!
Nitaraina aho, niangavy anao fa tia anao
Ka lazao ahy raha tsy ho tia
Fa sao dia ho rava ilay naorinao
Ka hiala nenina aho

Ref:
Fa raha tena tia ianao
Valio ny foko f'aza avelanao isan'andro izao aho hitalaho

Vazo fotsiny ihany ireny
Nozaraina ho anTsiky dia ampyao, noraketina an-kira ireny mba tsy ho nenina
Ho tantara iray tsy ho sanatria
Tiako ianao eny ho toa, f'izao ihany aloha
Valio ny foko niaritra ny any am-ponao, ouh ie yeah..
Lazao ahy....

Ref:
Fa raha tena tia ianao
Valio ny foko fa aza avelanao isan'andro izao aho hitalaho

int:
Fa raha tena tia ianao valio ny foko, f'aza avelanao isan'andro izao aho hitalaaao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jon Mos
Mpamaky : 57
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : john7.mos
Tamin'ny : 28/07/2020 09:11:55
ID : 12931

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo