Tiako foana (Johary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
        
Ireo nantenaina rehetra taminao
Dia rava tsy nahafa-po o o o
Na tsara, na rnofy ratsy izay rehetra natao
Najainao izy, mbola ao
’Zaho anie namoy ny rehetra ho anao
koa raha tsy mety izany
dia hojereko ihany
Ilay efa sasa-niandry

Fiv : Dia hotiaviko izy, hotiaviko
       efa tsy ho ahy ihany ianao
      tononkira.serasera.org  Homeko azy izay tokony ho anao
       Homeko azy.
       Dia hotiaviko izy, hotiaviko.

Ny fitiavako azy,
tsy maty fa takona ihany
Koa raha miala ianao ô nanaloka tao
Hamiratra izy toa masoandro

Fiv : ....

      rxmd       pjnjqqip          

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johary
Visites : 20822
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/07/2003 16:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398