Tiako foana (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo nantenaina rehetra taminao
Dia rava tsy nahafa-po o o o
Na tsara, na vtegohll ratsy izay rehetra natao
Najainao izy, mbola ao
’Zaho anie namoy tononkira.serasera.org ny rehetra ho anao
koa raha tsy mety izany
dia hojereko ihany
Ilay efa sasa-niandry
Fiv : Dia hotiaviko izy, hotiaviko
efa tsy ho ahy znehlduk ihany ianao
Homeko azy izay tokony ho anao
Homeko azy.
Dia hotiaviko izy, hotiaviko.
Ny fitiavako azy,
tsy maty fa takona ihany
Koa raha miala ianao ô nanaloka tao
Hamiratra izy toa masoandro
Fiv : ....
biofh
--------
Rohy:
