Ho tia (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tia anao aho
tena am-po tsisy ahiahy
efa lalim-paka ka ho doria fa tena qcaje sahy
ho tia aho hoy ianao
namaly am-bava feno toky
andry nitantana nampanantena tsy soloky
fitia no ho vaky raha ny hevitro manontolo
aza ela mba halaky ho mamy ny andro manontolo
aza atao resaka , ho resa-be hampandry saina
raketo hipetraka
raha tena fy sy koa lalaina
Aza ny taraina na tsiritra no ampifilaina
ka ninia nandray ho kilalao ireo teniko
fa tsy tenin-jaza ka ho averina im-polo
fa iray dia sahaza
ho setriny omeo daholo
Tsy nandà ianao
tsy nahitana valin-teny bqrdiox
Efa ela fysocfd izao ka aposaho ombieny ombieny
tsy aleo ve baribary toy izay tononkira.serasera.org very anaty
ka tsy tsapa marary ireo teninao raha toa tsy satry

--------
Rohy: