Raha lavitra anao aho (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha lavitra anao aho, dia ho feno ahiahy
Raha lavitra anao aho, hanjakan’ny tahotra
Raha toa ka tsy eo ianao, hiady irery foana aho
Aleoko ihany hitoetra, hitoetra eo anilanao. (indroa)
Tsaroako faly ny fo, rehefa miaraka aminao
Toa maivana ireo manjo, Tompo ô tohananao
Fa tsy mba manary ianao hpzx , na anaty ady sarotra
Aleoko ihany hitoetra, hitoetra eo anilanao.
Fa tsara indrindra tokoa izany hoe kyublxw akaikinao
Soa tsy manam-paharoa ary fiainam-baovao
Tsy hamoizako anao raha izao tontolo izao

Fa tsy mba manary ianao , na anaty ady sarotra

Toa maivana ireo manjo, tononkira.serasera.org Tompo ô tohananao

Aleoko ihany hitoetra, hitoetra eo anilanao...

Aleoko wjjfsehl ihany hitoetra, hitoetra eo anilanao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 7578
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rijatsif
Date : 28/09/2005 17:01