JEJOJEJO RY JIOLAHY (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jejojejo ry jiolahy, jejojejo ry jiolahy
fa nahazaka joba manja be
jejojejo ry jiolahy, jejojejo ry jiolahy
hikasa hanao mariazy xyoktdf amin’ny mois de juillet
ny anaranao atao anarany
hitsangan’ilay fitia
hitambatra lalandava tononkira.serasera.org izato ianareo
hihaza fiainana vaovao iray
mba hifananatra mandrakizay
ny anjaranao natao anjarany
fitambarana natolotry ny Ray
hiara-dia lalamdava izaho sy ianao
ianao ilay niriko hatrizay
misaotra anao Jeso
ambino izahay
izaho tsy hamela anao zgdk mihintsy
fa hiaraka mandrakizay
tsy hamela anao irery izany
izaho tsy hijery jqsvcn hafa intsony
fa hijanona aminao
hamorona fiainana vaovao
fa nahazaka joba manja be
jejojejo ry jiolahy, jejojejo ry jiolahy
hikasa hanao mariazy xyoktdf amin’ny mois de juillet
ny anaranao atao anarany
hitsangan’ilay fitia
hitambatra lalandava tononkira.serasera.org izato ianareo
hihaza fiainana vaovao iray
mba hifananatra mandrakizay
ny anjaranao natao anjarany
fitambarana natolotry ny Ray
hiara-dia lalamdava izaho sy ianao
ianao ilay niriko hatrizay
misaotra anao Jeso
ambino izahay
izaho tsy hamela anao zgdk mihintsy
fa hiaraka mandrakizay
tsy hamela anao irery izany
izaho tsy hijery jqsvcn hafa intsony
fa hijanona aminao
hamorona fiainana vaovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jobily WeberVisites : 3445
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/01/2006 00:04
