SITRANY TSY MANANO (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ia e ia e sitrany tsy manano
Valy e e ia e sitrany tsy manano ê
Zanakolo manopitopy
Tsara manatriky meva manamboho
Fe natono mampanelin-dranohivy
Ny maso naniraka niplonge ê
 
Miplonge an-drano tia miseky
Tsiary setroko tsy mbola azom-boay
Matanjaka afaka milomano
Mandonia misoma la vie ê
 
Mandiniha misoma la vie
Fanonogoa nikambana ny aroe
Sida tsy mamela mahazo
Ninakahy sitrany tsy manano
 
Mampiasà Kapaoty e
Anareo ‘koa hanano ê
Tsy hanano izy io ê
Mba nandiniky hely e
Mbola tia la vie e
 
Ravimbola mantopitopy
Masiny fanafoody fitia
Mamelatra tsihy ny manana tsihy
Mandrosoa Ravahiny
Vahiny mpitety matsabory
Nandro tamin’ny dobo maro
Lian-tsomondrara midaindainy
Mivanga hena mira mandeha bazary
Asalisaly e, dalaly e
Izay mila mahazo
Sida tsy mamotsotro azo
Ninakahy sitrany tsy manano
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jaojoby
Visites : 3919
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria
Date : 04/08/2003 15:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0877