Efa fantatrao (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao tany am-ponao tany
Hita avy ety ivelany ety
Fa ny fitia, ksmpts tena fitia
Tsy azo nafenina satria
Notazoninao dia nania
xuazar Rehefa tafahoatra ny ao am-po dia mitroatra
Ny fo anie mazàna dia voraboraka tononkira.serasera.org lasa tsy tàna
Raha sendra izany tadio izany
Fa ny fitia raha tazonina dia yiioeb mankahia

--------
Lien: