Efa fantatrao (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tononkira.serasera.org fantatrao biahoz tany am-ponao tany
Hita avy ety ivelany ety
Fa ny fitia, tena fitia
Tsy azo nafenina satria
Notazoninao dia nania
jdpgkj uucg Rehefa tafahoatra ny ao am-po dia mitroatra
Ny fo anie mazàna dia voraboraka lasa tsy tàna
Raha sendra izany tadio izany
Fa ny fitia raha tazonina dia mankahia
Hita avy ety ivelany ety
Fa ny fitia, tena fitia
Tsy azo nafenina satria
Notazoninao dia nania
jdpgkj uucg Rehefa tafahoatra ny ao am-po dia mitroatra
Ny fo anie mazàna dia voraboraka lasa tsy tàna
Raha sendra izany tadio izany
Fa ny fitia raha tazonina dia mankahia
--------
Link:
