SAMIA TSARA E (HERY J.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMIA TSARA

Efa mba nisy fotoana kely nifankahafantarako taminao
Efa mba nisy ny takariva sy kianja niarahana nilalao
Na ny alahelo na fifaliana izany e
Dia mba niaraha-nizara teto ihany e

Rehefa voatery handeha ianao ka tsy maintsy hisaraka hifandao
Fa ny tononkira.serasera.org fotoana tsy mifametra, ny lalako tsy nety ho làlanao
Aza adinoina ny lasa nitosiana
Mba tehirizo ao anatinao mangina

E e e e
Tsy manadino zahay hwumhzu aty
Tsy manadino ôô
Samia tsara e e
E e e e
N’aiza n’aiza no hisy anao
N’aiza n’aiza ô ô
Dia sambara e e

Tsy mba tmtfe dia sahiko hatram’izay ny nilaza marina taminao
Hoe tena tiako sy nolalaiko ny nidoladola tanilanao
Fa saro-kenatra mantsy anie ’ty zaho e
Sady natahotra ny ihomehezanao

Maro dia maro ny tsy voalaza sy teny mandodona anatiko ao
Fa ny fotoana dia manampetra, tsy azo tazonina ela ianao
Hafatro tokana ity mba tadidio e
Rehefa mba manina anao iucttytk dia mba valio e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : HERY J.
Visites : 3121
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harityana
Date : 18/09/2006 12:25
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0165