SAMIA TSARA E (HERY J.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMIA TSARA
Efa mba nisy fotoana kely nifankahafantarako taminao
Efa mba nisy ny takariva sy kianja niarahana nilalao
Na ny alahelo na fifaliana izany e
Dia mba niaraha-nizara teto zgsb ihany e
Rehefa voatery handeha ianao ka tsy maintsy hisaraka hifandao
Fa ny fotoana tsy mifametra, ny lalako tsy nety ho làlanao
Aza adinoina ny lasa nitosiana
Mba tehirizo ao anatinao mangina
E e e e
Tsy manadino zahay aty
Tsy manadino ôô
Samia tsara e e
E e e e
N’aiza n’aiza no hisy anao
N’aiza n’aiza ô ô
Dia sambara e e
Tsy mba dia sahiko hatram’izay ny nilaza marina taminao
Hoe uozto tena tiako sy nolalaiko ny nidoladola tanilanao
Fa saro-kenatra mantsy anie ’ty zaho vojbc e
Sady natahotra ny ihomehezanao
Maro tononkira.serasera.org dia maro ny tsy voalaza sy teny mandodona anatiko ao
Fa ny fotoana dia manampetra, tsy azo tazonina ela ianao
Hafatro tokana ity mba tadidio e
Rehefa mba manina anao dia mba valio e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HERY J.Vangy : 3096
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harityana
Daty : 18/09/2006 12:25