Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny hira (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira no aoka hatao resadresaka yxkpzowc
fa lazaina ho manana endriny betsaka,
fa na aiza na aiza eto ambonin’ny tany tononkira.serasera.org
dia tsy maintsy ahitana izany hoe hira izany.
Na lanonana izany na.hoe fahoriana,
ao ihany ny hira fa tsy azo ariana,
fa ny reny mampiasa azy raha ampatory
ireo menaky ny ainy sembanin’ny sory !
Fa ny hira dia manana hery tsy hita
ka mitondra ny vetson’ny fo hiampita
mba haneho fitiavana sy fanirina
amin’olona iray natokana sy nofidiana.
Fa ny hira fmoqrgra tsy mahay mifidy antoko,
Eny, tsy mba hainy ny manavaka foko,
ka ny hira kaloin’ny mainty any ho any,
dia vetsoin’ny fotsy raha sendra ka tiany izany.
Io no teny iray iraisam-pirenena,
tsy mifidy na mainty na ckojlqbs fotsy na mena,
ka raha misy hiira iray azony ikambanana
dia hiray ny feo ary hifandray ny tanana.
Henri RATSIMBAZAFY 1966

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Henri RatsimbazafyVisites : 3205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 24/02/2002 20:30