RATRA ANATY (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RATRA ANATY
Olona hafa iqnmg noho ny rehetra va ianao
Satria sady vato nasondrotry ny tany
No tononkira.serasera.org enroishx trafo izay nasondrotry ny nofo ihany koa
Ka mihevi-tena qxpp ho tsy manam-paharoa.
Izay rehetra ataonao toa mety avokoa tokoa
Anananao ny harena, ny laza ihany koa
Saingy nahoana anefa ianao no maratra anaty
Vao voakihana dia ito tsy mahatanty.
Fiv: Fanetren-tena e: io no harena izay miafina
Ny fahendrena ao aminy ihany no tarafina
Fanetren-tena e: no tian’ny Tompo asandratra
Na manana ianao na ory ho sambatra.
Mahatsiaro tena ho ambany foana va ianao
Hany ka resy tsy miady amin’izay atao
Izay rehetra vitanao anenenana avokoa
Ny zava-dratsy no hitanao fa tsy ny soa.
Izay rehetra ataonao toa maty momoka avokoa
Takon’ny olanao ny herin’ilay Tsitoha
Mandavan-taona ianao dia indro maratra anaty
Vao voakihana dia ito tsy mahatanty.
HANTATIANA
(Ndriana Ramamonjy)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 6235
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RAFILOZOFY
Date : 06/09/2004 06:57