Jeso mpiandry tsara (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tena sambatra ianao
raha jesoa no aminao
mialoha(ianao)
ho mpitarika(izy no ho)
ho mpiandry rqxujr anao
(hiandry anao)
ahi-maintso andrianao
ny rano ialan-tsasatra
fanahinao(eny ianao)
ho velomy(fa izy)
fa na dia handeha kowt mamaky
ny loza aza ianao
(ireo loza eo alohanao)
dia tsy tononkira.serasera.org hatahotra izany,
f'izy aminao
tsorakazo sy ny tehiny
ireo no hahafantatra anao(afaka)
mahavoky anao(satria)
ilay mahery momba anao
mamelatra latabatra ho anao
(aloha)
imason'ireo(ny fahavaloko)
manosotra diloilo ny lohanao
io no fambara fa ambony ianao
ny kapoakanao ho feno dia feno
dia rnvcocyt ho tsapanao,sarobidy ianao
eo anatrehany
fahasoavana sy famindram-po
omeny anao amin'ny fiainanao
dia hitoetra eo amin'ny
tranon'ny jehovah ianao
jesoa no mpiandry tsara
A/C:NDRIANA LALASOA
raha jesoa no aminao
mialoha(ianao)
ho mpitarika(izy no ho)
ho mpiandry rqxujr anao
(hiandry anao)
ahi-maintso andrianao
ny rano ialan-tsasatra
fanahinao(eny ianao)
ho velomy(fa izy)
fa na dia handeha kowt mamaky
ny loza aza ianao
(ireo loza eo alohanao)
dia tsy tononkira.serasera.org hatahotra izany,
f'izy aminao
tsorakazo sy ny tehiny
ireo no hahafantatra anao(afaka)
mahavoky anao(satria)
ilay mahery momba anao
mamelatra latabatra ho anao
(aloha)
imason'ireo(ny fahavaloko)
manosotra diloilo ny lohanao
io no fambara fa ambony ianao
ny kapoakanao ho feno dia feno
dia rnvcocyt ho tsapanao,sarobidy ianao
eo anatrehany
fahasoavana sy famindram-po
omeny anao amin'ny fiainanao
dia hitoetra eo amin'ny
tranon'ny jehovah ianao
jesoa no mpiandry tsara
A/C:NDRIANA LALASOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitry ny MioraVisites : 400
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsihoarana07
Date : 13/02/2025 22:06
