Jeso mpiandry tsara (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tena sambatra ianao
raha jesoa no aminao
mialoha(ianao)
ho mpitarika(izy no ho)
ho mpiandry anao
(hiandry anao)
ahi-maintso andrianao
ny rano ialan-tsasatra
fanahinao(eny ianao)
ho velomy(fa izy)
fa na dia handeha mamaky
ny loza aza ianao
(ireo loza eo yshpnvss alohanao)
dia tsy hatahotra izany,
f'izy aminao
tsorakazo sy ny tehiny
ireo no hahafantatra anao(afaka)
mahavoky tononkira.serasera.org anao(satria)
ilay mahery momba anao
mamelatra latabatra ho anao
(aloha)
imason'ireo(ny fahavaloko)
manosotra diloilo ny lohanao
io no fambara fa ambony ianao
ny kapoakanao ho feno dia feno
dia ho tsapanao,sarobidy uoigcunz ianao jcriay
eo anatrehany
fahasoavana sy famindram-po
omeny anao amin'ny fiainanao
dia hitoetra eo amin'ny
tranon'ny jehovah ianao
jesoa no mpiandry tsara
A/C:NDRIANA LALASOA
raha jesoa no aminao
mialoha(ianao)
ho mpitarika(izy no ho)
ho mpiandry anao
(hiandry anao)
ahi-maintso andrianao
ny rano ialan-tsasatra
fanahinao(eny ianao)
ho velomy(fa izy)
fa na dia handeha mamaky
ny loza aza ianao
(ireo loza eo yshpnvss alohanao)
dia tsy hatahotra izany,
f'izy aminao
tsorakazo sy ny tehiny
ireo no hahafantatra anao(afaka)
mahavoky tononkira.serasera.org anao(satria)
ilay mahery momba anao
mamelatra latabatra ho anao
(aloha)
imason'ireo(ny fahavaloko)
manosotra diloilo ny lohanao
io no fambara fa ambony ianao
ny kapoakanao ho feno dia feno
dia ho tsapanao,sarobidy uoigcunz ianao jcriay
eo anatrehany
fahasoavana sy famindram-po
omeny anao amin'ny fiainanao
dia hitoetra eo amin'ny
tranon'ny jehovah ianao
jesoa no mpiandry tsara
A/C:NDRIANA LALASOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitry ny MioraHits : 401
Likes : 0 Like
Created by : Tsihoarana07
Date : 13/02/2025 22:06
