Tonom-bavaka (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no mba antsoko, sy tonom-bavakoAsandratro aminao Jeso
Izao no mba antsoko (Zao no mba antsoko)
sy tonom-bavako (sy tonom-bavako)
Asandratro aminao Jeso (Ou ou ou Jeeso)
Ref: Ny lozam-pisy eto an-tany
Tsy hisy intsony satria notoherinao
Ireo fakam-panahy izay manodidina ahy
Afaho Jeso, afaho Jeso
Izao no mba antsoko (Zao no mba antsoko)
sy tonom-bavako (sy tonom-bavako)
Asandratro aminao Jeso (Ou ou ou Jeeso)
"Tonom-bavaka" Feo mitaona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Feo mitaonaVisites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 09/06/2026 16:54
