Mifalia (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Sambatra hianareo enjehin´ny olona
      Sambatra tononkira.serasera.org koa hianareo raha halan´ny olona
      Asian´ny ratsy hianareo
      Hitenenan´ny lainga kavlq hianareo noho ny amin´i Jesô
Refrain :
Mifalifalia, miravoravoa
Lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra any

2.   Sambatra muph hianareo esohin´ny olona
      Sambatra koa hianareo latsain´ny olona
      Esoiny hianareo
      Latsalatsainy hianareo noho ny amin´i Jesô
Refrain :
Mifalifalia, miravoravoa
Lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra any

3.   Sambatra hianareo hialonan´ny olona
      Sambatra koa hianareo hampiadivin´ny olona
      Hampiadivin´ny olona hianareo
  stlgfbqr     Endrikendrehin´ny olona hianareo noho ny amin´i Jesô
Refrain :
Mifalifalia, miravoravoa
Lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra any

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Septembre 2018)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe évangéliste AZF
Visites : 652
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 29/03/2025 08:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358