Mifalia (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Sambatra hianareo enjehin´ny olonaSambatra koa hianareo raha halan´ny olona
Asian´ny ratsy hianareo
Hitenenan´ny lainga hianareo noho ny amin´i Jesô
Refrain :
Mifalifalia, miravoravoa
Lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra any
2. Sambatra hianareo esohin´ny olona
Sambatra koa hianareo latsain´ny olona
Esoiny hianareo
Latsalatsainy hianareo noho ny amin´i Jesô
Refrain :
Mifalifalia, miravoravoa
Lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra any
3. Sambatra hianareo hialonan´ny olona
Sambatra koa hianareo hampiadivin´ny olona
Hampiadivin´ny olona hianareo
Endrikendrehin´ny olona hianareo noho ny amin´i Jesô
Refrain :
Mifalifalia, miravoravoa
Lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra any
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Septembre 2018)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe évangéliste AZFHits : 155
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 29/03/2025 08:48