MILA ANAO (Firmin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô wjwtk niantso Anao aho ka novalianao , Mila Anao aho
Fa tsy noraisinao arak'izay haratsiako aho, Mila Anao aho
Fa mbola fahasoavanao no nasetrinao
Tompo ô ny anilanao no mahatsara ahy
Satria raha Ianao no miahy
Tsisy izay hampanahy, tononkira.serasera.org matoky Anao aho
Inty ilay maditranao
Fikiro hatrany hanakaiky anao
Ny famindram-ponao Tompo ô no naha-toy izao ahy
Ny fitahianao Jesosy ô no deraiko izao
Fa raha tsy teo Ianao zava-poana izay rehetra natao
Tsy mety sasatra Ianao, misaotra Anao aho
Tompo ô niantso Anao aho ka novalianao
Fitiavana tsy misy aapsz tambiny no natolotrao
Ianao ilay tsy vhpgnwi miova anio ka ho mandrakizay
Tsy misy hampatahotra ahy izao rehetra izao
Satria raha Ianao no miahy
Tsisy izay hampanahy, matoky Anao aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FirminVisites : 7817
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 22/01/2014 08:29