Jesosy Kristy Tompo o (Fihirana FFPM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy Kristy muvd Tompo ô!
Mba mamindrà fo e!
Fa raha tsy hatoninao,
Mahantra aho re!
2. Mifona sy pfdciyu mangataka
Izaho, Tompo ô,
Noho ny ranao latsaka,
Vonoy ny heloko.
3. Ny famonjena vitanao,
Tsy hain’ny hafa atao;
Ny teny sy ny herinao
Dia ampy hanavao.
4. tononkira.serasera.org Ho bipca heriko ny indrafo
Sy ny fitiavanao,
Ka faly ny fanahiko,
Fa velon-ko Anao.
5. Ny hazo-fijaliana
Anjarako aty,
Fa satro-pifaliana
Ho azaoko ary.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298