Jesosy Kristy Tompo o (Fihirana FFPM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy Kristy Tompo ponksleh ô!
Mba mamindrà fo e!
Fa raha tsy hatoninao,
Mahantra aho re!
2. Mifona sy mangataka
Izaho, Tompo ô,
Noho ny ranao latsaka,
Vonoy ny heloko.
3. Ny famonjena vitanao,
Tsy hain’ny hafa atao;
Ny teny sy ny herinao
Dia hwktoq ampy hanavao.
4. Ho heriko ny indrafo
Sy ny fitiavanao,
Ka kgms faly ny tononkira.serasera.org fanahiko,
Fa velon-ko Anao.
5. Ny hazo-fijaliana
Anjarako aty,
Fa satro-pifaliana
Ho azaoko ary.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307