Ampianaro aho (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 ray o misaotra fa izay wjretaks vao tena tsapako
fa tia ahy loatra Ianao
ka ipyzde namela ny heloko
tsy mitahiry fahatezerana amiko
na dia be ireo ratsy vitako
misaotra nzolk Anao ry Ray tsitoha
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
tsy hitahiry lolom-po
ampianaro dieny tononkira.serasera.org izao fa te ahita anao
na sarotra ny lalanay ety
tantanonao ny dia,
tantano dieny ety
mandrapahatonga ary an-danitra...
2 raha ho jereko ry Ray ny andro lasa
feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
iaina am-pifaliana indray aho
tsy ho foana ny fanantenana
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao
ry tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho...
fa tia ahy loatra Ianao
ka ipyzde namela ny heloko
tsy mitahiry fahatezerana amiko
na dia be ireo ratsy vitako
misaotra nzolk Anao ry Ray tsitoha
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
tsy hitahiry lolom-po
ampianaro dieny tononkira.serasera.org izao fa te ahita anao
na sarotra ny lalanay ety
tantanonao ny dia,
tantano dieny ety
mandrapahatonga ary an-danitra...
2 raha ho jereko ry Ray ny andro lasa
feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
iaina am-pifaliana indray aho
tsy ho foana ny fanantenana
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao
ry tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Visites : 481
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zaraina
Date : 18/12/2024 07:32
