Ampianaro aho (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 ray o misaotra fa izay vao tena tsapako
fa tia ahy loatra Ianao
ka namela ny heloko
tsy mitahiry fahatezerana amiko
na dia be ireo ratsy vitako
misaotra Anao ry Ray tsitoha
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
tsy hitahiry lolom-po
ampianaro dieny izao fa te ahita anao
na sarotra ny lalanay ety
tantanonao ny dia,
tantano dieny ety
mandrapahatonga klzfslqm ary an-danitra...
2 raha ho jereko ry Ray ny andro lasa
feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
iaina am-pifaliana indray aho
tsy ho foana ny yjrm tononkira.serasera.org fanantenana
fa ckchoz tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao
ry tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho...
fa tia ahy loatra Ianao
ka namela ny heloko
tsy mitahiry fahatezerana amiko
na dia be ireo ratsy vitako
misaotra Anao ry Ray tsitoha
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
tsy hitahiry lolom-po
ampianaro dieny izao fa te ahita anao
na sarotra ny lalanay ety
tantanonao ny dia,
tantano dieny ety
mandrapahatonga klzfslqm ary an-danitra...
2 raha ho jereko ry Ray ny andro lasa
feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
iaina am-pifaliana indray aho
tsy ho foana ny yjrm tononkira.serasera.org fanantenana
fa ckchoz tianao aho amin'ny androko ho avy
hanaraka anao
ry tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Hits : 434
Likes : 1 Like
Created by : Zaraina
Date : 18/12/2024 07:32
