Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitondra maraina (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HITONDRA MARAINA
Ry namako moa mbola mitoetra ao am-ponao ve orbek ny fanantenana
Fa ho avy indray tsy ho ela ny fetra hamongotr’aizina sy fahotana
Ho avy tokoa lay Mpanjaka Tsitoha Hamaly anao arakany asanao
Zay efa niandry hefaly tokoa Fa ho avy izany maraina vaovao
Eny, tsy maintsy ho avy, ho avy ny Tompo
Izy ilay nandrandraina, kexdq efa nantenaina
Eny, tsy maintsy ho avy handray reo nanompo
Ho avy tsy ho ela intsony hitondra maraina x2
Moa reo adidy atao isan’andro
Manindry mafy tokoa sesilany
Raha indro takona ny masoandro
Moa ny fonao mbola lwhc hatoky azy hatrany
Hiverin-dalana ve sanatria, fikiro hatrany lay Mpamonjy zoky
Aoka hahery, tohizo ny dia
Ö Mahareta, ka raiso ny toky tononkira.serasera.org hoe:

Izy ilay nandrandraina, efa nantenaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 907
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11