Fihavanana Malagasy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vero sfpa notaigenam-pody aho ry namako o
Tsy folaka fa mandefitra ry akamako o
Ny marina tsy mba maty re rahavako o
Fitia tena varo tononkira.serasera.org maty no afafiko
E! mba mifankatiava
E! mba miraisa-hina
Ny maty aza mba te-ho maro
Fitiavana ihany izany uqiwks ka fantaro
NY mifidifidy tavan’olona fadio
Fihavanana malagasy no kajio
Aleo halan’olon-tokana tsy miafa
Toy izay sgfjgxf halan’olo-maro vao vaka.
Tsy folaka fa mandefitra ry akamako o
Ny marina tsy mba maty re rahavako o
Fitia tena varo tononkira.serasera.org maty no afafiko
E! mba mifankatiava
E! mba miraisa-hina
Ny maty aza mba te-ho maro
Fitiavana ihany izany uqiwks ka fantaro
NY mifidifidy tavan’olona fadio
Fihavanana malagasy no kajio
Aleo halan’olon-tokana tsy miafa
Toy izay sgfjgxf halan’olo-maro vao vaka.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo GasyVisites : 11377
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Caroline
Date : 22/10/2001 09:10
