Tiako raha ianao (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako raha ianao
No hiombom-pifaliana
Sy eritreritra amiko
Tahaka ny fanao
Fony mbola zaza
Nihantahanta tamiko

Tiako raha ianao
No hiaraka hihira
Ireo tononkira.serasera.org hirako fahiny
Anteman’ny fitia
Hira tena mamy
Tsaroako ankehitriny

Tiako raha ianao
No afaka hamantatra
Ny miafina bxceqi rehetra
Fa raha tsy xpjb fantatrao
D’izao no efa tao hozj :
Tiako raha ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149