izaho mbola tsy miova (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: f'izaho mbola tsy miova, fa mbola tia anao foana e
Na be aza ireo manenjika ahy noho ianao, izaho mbola tia
Ny foko manontoli, hafoiko anao daholo tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaimpoana 'zaho mbola tia.
1.Na fefifefena aza aho mbola tia,
Tsy miova szagzaoh ny foko sy ny fitiavako
Fa ho anao irery hatramin'izao tononkira.serasera.org sy ho mandrakizay
Na mafy sy mafaitra aza ny manjo,
Tsy kivy tsy ketraka aho amana anao
Fiarovako, fitiavako, lbhuh fiainako mandrakizay
2.Ny fiainanay Gasy Tompo ô, marary
Mijaly, mosary, mpihatsaravelatsihy
Manao tsindrio fa lavo, tia tena ary miaona am-po
Mivava-poana ny ankamaroanay
Ka faly mitsikera ny fiainan'ny hafa
Fa ny vavako hasandratro hitoriako ho an'izay Gasy zay. hlig

--------
Lien:
Commentaires
gotsokely
(
21/10/2015 16:21)
tiako be io hira io dia mba nozaraiko.
kolysoava
(
08/12/2016 18:00)
tena marina loatra ity tonokira ity manentana antsika mba hiara mientana fa efa tena lo daholo ny toetsaina hatramin'ny mpitondra ka hatramin'ny madinika indrindra mila ilay mpahary isika hanavotra antsika