Oay Razazavavy iry (CLUB-ACADEMY GROUP)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masonao malemy fitopy
Ilay tononkira.serasera.org bikanao soa
Mba mamiko loatra azoko toky
Fa tapitr’ ohatra avokoa

Fiv :
Razazavavy iry ô
Razazavavy iry ô tsara loatra ianao
Na ny foko izao tafalatsaka aminao
Zany ianao raha mitsiky dia mahate-ho tia
Raha mba jlcsrpxe tianao mantsy aho dia beyephm ho sambatra ho doria

Ilay volonao tena bakobako
Ny famindranao milanto
Sahiko lazaina tsy hisalasalako
F’amiko ianao no kanto
Razazavavy iry ô

Ilay endrikao tena tsara tefy
Zato fihetsikao miangola
Manintona ahy meva sy mety
Sarotra atakalo vola
Razazavavy iry ô

Fa ny xvxgyav tena mambabo ahy indrindra
Dia ilay toetranao tsotra
Mandefitra foana , mahay mirindra
Tsy mba tia sotasota
Razazavavy iry ô

A/C ; Aristide Randrianaivo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CLUB-ACADEMY GROUP
Visites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : clubacademygroup11
Date : 20/10/2026 20:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5159