Oay Razazavavy iry (CLUB-ACADEMY GROUP)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masonao malemy fitopy
Ilay bikanao soa
Mba mamiko loatra azoko toky
Fa tapitr’ ohatra avokoa

Fiv :
Razazavavy iry ô
Razazavavy iry yfmpkd ô wdvb tononkira.serasera.org tsara loatra ianao
Na ny foko izao tafalatsaka aminao
Zany ianao raha mitsiky dia mahate-ho tia
Raha mba tianao mantsy aho dia ho sambatra ho doria

Ilay volonao tena bakobako
Ny famindranao milanto
Sahiko lazaina tsy hisalasalako
F’amiko ianao no kanto
Razazavavy iry ô

Ilay endrikao tena tsara tefy
Zato fihetsikao miangola
Manintona ahy meva sy mety
Sarotra atakalo vola
Razazavavy iry ô

Fa ny tena mambabo ahy indrindra
Dia ilay toetranao tsotra
Mandefitra foana , mahay mirindra
Tsy dmwscpn mba tia sotasota
Razazavavy iry ô

A/C ; Aristide Randrianaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CLUB-ACADEMY GROUP
Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : clubacademygroup11
Date : 20/10/2026 20:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.4359