Iarivo (CLUB-ACADEMY GROUP)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ivona Nosy iray mahasaropiaro
Tanàna lehibe
Ifaneraseran’ny foko wwcbfg maro
Tany nahabe
Raha andalovana izy izay
Sarotra ialàna
Raha itoerana indray
Mahatamana

Analamanga anarany mkujllh fahizay
Averina indray
Ho an’ireo tanora izay taty afara
Io no Vohitsara

Fiv:
Iarivo, iarivo, Iarivo,  tanàna tsy foina
Iarivo , Iarivo,Iarivo,  tsy hay hadinoina
Iarivo, Iarivo, Iarivo, tanàna malaza
Iarivo, Iarivo,Iarivo,  mbola sahaza

Iarahana mahita anie rey olona
Simba ny utuzfkcc tanàna
Na endrika tononkira.serasera.org na fiaraha-monina
Toa mijotso tsy tana
Nefa anie ka efa hatrizay
Nofaritan’ny tantara
Fa Antananarivo anie ry lahy
No fon’I Gasikara

Ka ny fahendrena dia ny miara-misalahy
Hanarina azy indray e
Hamirapiratany ho hatrany an-dafy
Ho lazan’ny Gasy

CLUB-ACADEMY GROUP
A/C   Aristide Randrianaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CLUB-ACADEMY GROUP
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : clubacademygroup11
Daty : 20/10/2026 20:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303