Hajao ny tenanao (CLUB-ACADEMY GROUP)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Razandry ô, tandremonao
Ny fihetsika n’aiza n’aiza ianao
Mba hiezaho ny fandeferana
Fa ny aloka mpiserana
Fa raha misompatra ihany ireo tsy tia
Ka mamely ny takolakao havia
Ialao mora miakavanana
Hitandroana tononkira.serasera.org fihavanana
Hajao wvka ny tenanao
Aza miady amin’ny adala ianao
Fa ho sasa-poana izay ireo
Ka ho vizana sy ho leo
‘Reo mpanenjika anao,
‘Reo mpankahala anao.
Ianao Razoky na manana aza
Mba fadio re ny be filaza
Zay soa hataonao tsy ho hita
Mba tsy hampitsiry diasadisa
Raha mbola misy ihany saina tsy neiyva mazava
Avelao izy hivazavaza
Ny mangina anie dia aybt volamena
Izany koa no fahendrena
Ny fihetsika n’aiza n’aiza ianao
Mba hiezaho ny fandeferana
Fa ny aloka mpiserana
Fa raha misompatra ihany ireo tsy tia
Ka mamely ny takolakao havia
Ialao mora miakavanana
Hitandroana tononkira.serasera.org fihavanana
Hajao wvka ny tenanao
Aza miady amin’ny adala ianao
Fa ho sasa-poana izay ireo
Ka ho vizana sy ho leo
‘Reo mpanenjika anao,
‘Reo mpankahala anao.
Ianao Razoky na manana aza
Mba fadio re ny be filaza
Zay soa hataonao tsy ho hita
Mba tsy hampitsiry diasadisa
Raha mbola misy ihany saina tsy neiyva mazava
Avelao izy hivazavaza
Ny mangina anie dia aybt volamena
Izany koa no fahendrena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CLUB-ACADEMY GROUPHits : 1297
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 02/04/2018 15:37
