CLUB-ACADEMY GROUP
Natsangana ny taona 2008 ny Club-Academy Group t@ faha-10 taonan'ny vondrom-panabeazana CLUB-ACADEMY.Misy sampana roa (02) ny tarika arak'izao teny fanevany manaraka izao :" Club-Academy Group : mihira ny fanabeazana, manandratra ny fiderana". Efa namoaka raki-kira miisa roa ny tarika, ny voalohany mitondra ny lohateny hoe "Izaho tsy maintsy mihira foana", ny faharoa "Manoatra noho ny mpandresy". Eo am-panombohana ny fikarakarana ny raki-kira fahatelo ny tarika amin'izao fotoana izao.
Hevitra momba an'i CLUB-ACADEMY GROUP
Mbola tsisy nametraka hevitra
Hiran'i CLUB-ACADEMY GROUP (2)
© serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.025