Mba vahao (CLUB-ACADEMY GROUP)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Ray ô mahita ny aty voa sy fo
Tato ho ato kznkaz anie aho ka nilofo tokoa
Manakaiky anao aho manaradia Anao
Vavolombelonao tamin'izay rehetra atao

Ny fihevitrao Ray ô nefa tsy mba fihevitray
Mbola mikapoka ianao marary mahamay
Ity izaho ve kay tsy ampy fanetrentena
Ary koa toa tena be fitiavan-tena

Fiv : Efa voaraiko Tompo ô ny anatrao
Fa mafy koa raha mafy ny kapokao
Ka indro aho miondrika ambany mitalaho
Ity ziokago ity Ray ô mba vahao.

Efa Anao aho Ray hacc ô ka ataovy tena tsara tana
Aza avelanao aho rombahin'i Satana
Olombelona ka mbola mitebiteby
Io Satana anie e, io mandrebireby

Be tsy tambo isaina ireo ratsy sy fakam-panahy
Entiny aseho anahy xhjrcbv andrabidrabiana ahy
Dia ho ho foinao ve e Ray ô ity zanakao
Ilay zanaka manoa sy matahotra Anao.

A/C :  tononkira.serasera.org Aristide Randrianaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CLUB-ACADEMY GROUP
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : clubacademygroup11
Daty : 20/10/2026 20:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386