i Kristy no tena vato velona (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Kristy no tena vato velona
Eo amboniny no miorina
ny fiangonana velona
Ny tenin'Andriamanitra no ivelomanay
Ny Eokaristia no sakafonay
Mankahery anay, mampijoro anay
Zahay vahoak'Andriamanitra
l-Isika no fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona (bis)
Manamasin-tena amin'ny vavaka
Mandray ireo wxhkbhfv karazam-pahasoavana
Voatokana ho Mpisorona (bis)
2-Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
Mirotsaka ary koa mikatroka
Ho vavolombelon'ny finoana
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
3-lsika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voahosotra ho mpanjaka (bis)
Hiezaka sy mahafoy tena
Hamelona hckaa hatrany ny Fiangonana
Voahosotra ho Mpanjaka (bis)
4 -Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona (bis)
Voaantso ho tonga mpaminany (bis)
Voahosotra tononkira.serasera.org ho Mpanjaka (bis)
Ho Mpisorona
Ho tonga mpaminany
Ho chbziqxy Mpanjaka
Eo amboniny no miorina
ny fiangonana velona
Ny tenin'Andriamanitra no ivelomanay
Ny Eokaristia no sakafonay
Mankahery anay, mampijoro anay
Zahay vahoak'Andriamanitra
l-Isika no fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona (bis)
Manamasin-tena amin'ny vavaka
Mandray ireo wxhkbhfv karazam-pahasoavana
Voatokana ho Mpisorona (bis)
2-Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
Mirotsaka ary koa mikatroka
Ho vavolombelon'ny finoana
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
3-lsika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voahosotra ho mpanjaka (bis)
Hiezaka sy mahafoy tena
Hamelona hckaa hatrany ny Fiangonana
Voahosotra ho Mpanjaka (bis)
4 -Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona (bis)
Voaantso ho tonga mpaminany (bis)
Voahosotra tononkira.serasera.org ho Mpanjaka (bis)
Ho Mpisorona
Ho tonga mpaminany
Ho chbziqxy Mpanjaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 1151
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 31/10/2023 14:41
